$ USD - Dolara amerikanina


Banky ofisialy na departemanta

Filankevitrin’ny Governoran’ny Federal Reserve System (Banky foibe ny Amerikanina)

Firenena

  • Etazonia

Fiteny

  • Anglisy

Antsipiriany ifandraisana

U.S. Currency Education Program Board of Governors of the Federal Reserve System 20th Street and Constitution Avenue NW Washington, D.C. 20551 United States of America

Fomba fifandraisana

Fampahalalana ankapobeny momba ny famokarana ny banknotes

Ny lalàna 1992 momban’ny atratrarana ny fanaovana vola sandoka (Counterfeit Detection Act), Lalàna ho an’ny daholobe 102-550, anatin’ny Andininy 411, Lohateny 31 (Section 411, Title 31) amin’ny Code of Federal Regulations, dia manome alalana anaovana sary miloko ny lela vola Amerikanina, raha toa ka: 1. Ny habean’ny sary dia latsaka ny telo ampahefany na mihoatra ny iray sy tapany amin’ny halavany, isakin’ny sombin’ilay sary; 2. Lafiny iray ihany no misy sary, ary koa 3. Ny “négatifs”, "plaques", "positifs", ireo fomba sy fitaovana fitahirizana sary nomerika, "fichiers graphiques", fomba sy fitaovana fitahirizana manietika, kapila manjelatra, sy ny zavatra hafa sasany ampiasaina famokarana sary misy ny endrikin’ny sary na sombin’ny ilay sary dia potehina na foanana na fafana rehefa vita ny ilàna azy.

Famoahana amin'ny haino aman-jery

Fandikana ampiasaina amin’ny dokambarotra Andininy 475, Andalana 25, Lohateny 18, Fizarana I (Section 475, Chapter 25, Title 18, Part I) amin’ny Lalàna amerikanina (US Code) [fanarahana “obligations” na “actions”; dokambarotra]; dia milaza fa na iza na iza manamboatra, manefy, manonta, manao, mampiasa, mandefa, mizara, manely na mampiasa “carte de visite”, “carte professionnelle”, petadrindrina, “circulaire”, bileta, na taratasy dokambarotra mitovy na maka tahaka “obligation” na “action” an’ny Etazonia, mahazo alalana avy amin’ny Lalàna ny kongresy Amerikanina (Act of Congress), na manoratra, manonta amin’ny taratasimbola, “obligation”, na “action”, na vola vy amerikanina, na “carte de visite”, na “carte professionnelle”, na taratasy dokambarotra, dia ho vaosazy araky io lalàna io.

Famoahana amin'ny haino aman-jery elektronika